|
|
|
|

Teny iditra1 soa mahafiadana
Singan-teny  2soa, 3mahafiadana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5rehefa mamangy an-kasoavana, indrindra ny teraka, tsy azo omen-tsiny izay tsy mirotoroto fa tonga somary lavidavitra any aoriana aza. [1.1]
Ohatra  6 ny fìalan-tsinin' ny mpamangy tratra aoriana loatra dia ny hoe: "Ny soa mahafiadana, tompoko! [2.436]
Tovy hevitra  7soa mampiadana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12